Entry (1/2) | 1 ambaviny |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 ny tady efatra be feo. manao feo ambany amin' ny valiha, na lokanga, ets. ; ny ilany ambany feo, na midoboka kokoa, amin' ny amponga, langoraony [1.10] 4 Anarana enti-milaza ireo tady be feo amin' ny tadin-javamaneno tendrena, toy ny valiha, ny lokanga 5 Ny ilany amin' ny amponga sy ny karazany izay midoboka kokoa ny feony [1.1] |
Explanations in English |
6 the four looser strings of the valiha; the end of a drum which gives a shriller sound than the other, being beaten with the hand only. [1.2] |
Explanations in French |
7 nom des basses des intsuments à cordes; le bout du tambour et autres instruments qui donnent un son plus grave, plus bas que l’autre bout [1.3] |
Vocabulary |
8 Music: (in general) |
Antonyms | 9 andahiny |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word ambaviny |
Entry (2/2) | 11 ambaviny |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 loaka, na lavaka, ampidirana, anatsofohana tapany lavalava kely, toy ny fantsika, na hidy, ho fitanana, na fandraiketana ny roa tonta [1.10] 14 Ny ilany misy loaka amin' ny rafitra na amin' ny hidin-trano izay idiran' ny ilany mivohitra, izay atao hoe andahiny: Rimbona ny ambaviny amin' itỳ sakamandimby itỳ katsy mitana tsara ny rafitra [1.1] |
Explanations in French |
15 les parties creuses des engrenages, des jonctions, des pentures, etc., destinées à recevoir la partie pleine [1.3] 16 pièce femelle [1.5] |
Antonyms | 17 andahiny |
Compound words |
|
Anagrams | 19 ambaviny, avimbina, niambavy |
Updated on 2024/11/01 |