|
|
|
|

Entry (1/2)1  andahiny
Root  2  any, lahy, -ny
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.10] ny andahiny na kidobony amin' ny ampongan' ny ntaolo dia ilay lafiny dobohana amin' ny fively, ary amin' ny valiha kosa dia ny tadin' ny feo ambony na andahiny
Explanations in English  5  [1.2] the bass end of the drum; the treble chord of the valiha.
Explanations in French  6  [1.3] le côté de tout instrument qui donne le son aigu ; la voix, les cordes hautes
Vocabulary  7  Music: (in general)
Antonyms  8  ambaviny
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word andahiny

Entry (2/2)11  andahiny
Root  12  any, lahy, -ny
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  [1.10] amin' ny rafitra hazo, na amin' ny tefy, dia ny tendron-kazo, ets. izay miditra ao amin' ny ilany keoka na loaka mba hampikambana ny roa tonta no atao hoe andahiny
Explanations in French  15  [1.3] le côté bouveté portant la baguette; se dit de la partie des engrenages, des jonctions, des pentures. etc, qui portent le bout plein entrant dans la partie vide
16  [1.5] pièce mâle
Antonyms  17  ambaviny
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word andahiny

Anagrams  20  andahiny, andiniha, danihina, dinahina, hadaniny, hadinina, hanidian, hanidina, hiandany, hidanina, hidinana, idanihan, idinahan, nahadiny, nahidina, niandahy, nidaniha, nidinaha, nihadian

Updated on 2020/07/31