Entry |
mandrafitra
(rafitra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manamboatra zavatra amin' ny hazo izay vankonina, ampiadina...; miasa hazo...: Tsy mbola mahay mandrafitra izy Manorina: Rakoto no nandrafitra ilay tetezana atsy atsimo atsy Manao, mamorona: Mahay mandrafitra lakana tsara ianao izany Mandahatra, mampiady: Mahay mandrafitra vato voapaika aoka izany izy [1.1]
|
Explanations in English | To do carpenter's, mason's, or bricklayer's work. Mostly used of carpenter's work. [1.2]
|
| To construct; to do carpenter work [1.7]
|
Explanations in French | Construire, ajuster le bois [1.8]
|
Examples | Io fitotonganana io dia ho hita manerana ny singa mandrafitra azy rehetra.
[1.384]
|
Morphology |
Present : |
mandrafitra |
Past : |
nandrafitra |
Future : |
handrafitra |
Imperative : |
mandrafèta |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|