Entry | mirafitra (rafitra) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Miraikitra, miady: Mirafitra tsara ny biriky amin' ity trano ity Mikezaka, mimaso, mikely aina: Mirafitra amin' ny fianarana izy [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To join together, to unite, to fit. [1.2] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | mifaritra, mirafitra, mirifatra |
Updated on 2023/01/20 |