|
|
|
|

Entry (1/4)1  sokitra
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in French  8  ciselé, gravé, qui porte les empreintes de la petite vérole [1.3#619]
Compound words 

Entry (2/4)10  sokitra
Part of speech  11  noun
Vocabulary  12  Art and Handicrafts
Explanations in Malagasy  13  Asa rafitra atao amin' ny fandraka
14  Fanaovana sary amin' ny hazo na vato
15  Ny lavaka eny amin' ny endrika avy amin' ny aretina nendra sitrana
16  Fakana zavatra mihantona amin' ny hazo marani-doha lavalava [1.1]
Explanations in English  17  engraving, carving [1.7]
Explanations in French  18  Travail fait au ciseau, au burin
19  petits trous, comme ceux que font des instruments pointus, comme les trous laissés par la petite vérole.
20  action de ciseler, de sculpter, de graver, d’arracher avec un instrument ointu [1.3#619]
21  gravure, inscription [1.8]
Examples  22  Zava-madinika no hatao, ka samy mamorona izay manavanana azy : sary amin' ny taratasy, sary mivaingana, sokitra, zaitra, ets. [2.332#69]

Entry (3/4)23  sokitra
Part of speech  24  noun
Vocabulary  25  Health
Explanations in Malagasy  26  Fanesorana ny kaka amin' ny nify na ny loto ao anaty sofina [1.1]

Entry (4/4)27  sokitra
Part of speech  28  noun
Explanations in French  29  Figuré: action de pressurer, de faire des demandes importunes pour obtenir quelque chose [1.3#619]

Anagrams  30  kositra, ritsoka, sikotra, sokitra, tsikora, tsorika

Updated on 2021/01/02