|
|
|
|

Entry1  sokirina
Root  2  sokitra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Lavahana amin' ny fandraka: Nosokirina tamin' ny vato ny sarin' ilay nitolona ho an' ny tanindrazana
5  Alatsaka, raiketina: Tokony hosokirinao ao am-ponao izany teny izany
6  alaina amin' ny zavatra marani-doha: Sokiro kely irý paiso irý ho an-janako
7  Esorina, tsoahana: Sokiro ireto vomanga ireto
8  Alana: Nosokiriny ny loto tao anaty sofin-janany
9  Iangaviana fatratra: Nosokirina erý izy vao niteny [1.1]
Explanations in English  10  to be engraved, to be carved [1.7]
Explanations in French  11  qu'on grave [1.8]
Examples  12  Rahefa nosokiriko naharitra ela teo izy, dia vaky ihany nony farany: [2.471]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Proverbs  17  Proverbs containing the word sokirina

Anagrams  18  ikorisan, isokiran, kisorina, korisain, kosirina, narisiko, nikorisa, nisariko, nisokira, sarikoin, sinariko, sokirina

Updated on 2023/01/20