|
|
|
|

Entry1  misokitra
Root  2  sokitra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manao sarin-javatra sokirina: Mahay misokitra ny foko maromaro ao atsimo ao
Voasa amin' ny fandraka: Iza no nanana ity sary misokitra ity?
Maka amin' ny fitaovana marani-doha: Misokitra voankazo
Miangavy mafy, mangataka fatratra: Nisokitra ahy mafy Rakoto fa tsy nety namboraka ny tsiambarateloko aho
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9  miritsoka, misokatry, misokitra, mitsorika, tsimorika

Updated on 2025/01/21