|
|
|
|

Entry1  fisokirana
Root  2  sokitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanaovana sarin-javatra amin'ny fandoahana ao anaty hazo: Tsy vita haingana ny fisokirana ity sary misy olona maro miasa ity.
Fanalana tsy ho eo amin'ny toerana iray: Fisokirana angely ao anaty lavony.
Fanerena olona mba hiteny: Nikezaka aoka izany izy tamin'ny fisokirana ahy hilaza ilay tsiambaratelo fa tsy nisoka-bava aho.

Anagrams  5  fikorisana, fisokirana

Updated on 2025/01/21