Entry | 1 arafitra |
Root | 2 rafitra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Araikitra, ampiadina, apetaka |
Explanations in English |
5 [1.2] used of the various pieces of a thing that are to be joined together to form a whole. 6 [1.7] to be constructed |
Explanations in French |
7 [1.3] à construire, à ajuster, à faire quereller 8 [1.8] qu'on construit, qu'on ajuste, qu'on assemble |
Examples |
9 nony voa taona ny vato korakórana madinika dia arafitra; [2.48] 10 ny tena hidy dia hazo lehibebe tsy miala, fa arafitra amin' ny varavarana, ary raha aroso, dia miditra ao amin' ny tolam-baravarana ka manidy ny varavarana. [1.38] |
Morphology |
|
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |