Entry | 1 rafetana |
Root | 2 rafitra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 zavatra asiana na petahana zavatra hafa: Norafetako tehamaina ny takolany 5 olona iadiana, ifampitolomana: Norafetany tampoka ny zandriko ka fanina [1.1] |
Explanations in French |
6 sur quoi on place, on applique quelque chose 7 avec qui on en vient aux prises, on se querelle [1.3] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 añatrefa, faterana, rafetana |
Updated on 2024/05/25 |