|
|
|
|

Entry1  ady fombo
Elementary words  2  ady, fombo
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ady, ady saritaka [Bara] [1.78]
5  korontana, fifamelezana (bagarre) ady maro hiarahan'olona marobe manao ka mandeha daholo na antsy na tapakazo [Betsimisaraka] [1.78]
6  [adifombo] Adilahy [Tanosy] [1.78]
7  [adifombo] adilahy [1.62]
8  fifandonan' olona amin-kevitra na amim-batana noho ny fahatezerana [1.62]

Updated on 2023/01/01