Entry | 1 ady hevitra |
Elementary words | 2 ady, hevitra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1#22#431] ady ifandresena lahatra; fiaraha-mikaroka ny marina amin' ny alalan' ny hevitra ampiadina |
Explanations in English |
5 [1.2] discussion, dispute |
Explanations in French |
6 [1.3#3, 1.5#143] discussion 7 [1.13][adihevitra] discussion: Adihevitra mampisongadina ny ... (Discussion mettant en relief le ...) |
Examples |
8 Raha nisy firesahana koa na ady hevitra tao am-piangonana, tsy mba niteny mihitsy I Dada sy Neny. [2.472] |
Compound words |
|
Updated on 2023/03/09 |