|
|
|
|

Entry1  ady hevitra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1#22#431] ady ifandresena lahatra; fiaraha-mikaroka ny marina amin' ny alalan' ny hevitra ampiadina
Explanations in English  4  [1.2] discussion, dispute
Explanations in French  5  [1.3#3, 1.5#143] discussion
6  [1.13][adihevitra] discussion: Adihevitra mampisongadina ny ... (Discussion mettant en relief le ...)
Examples  7  [2.472] Raha nisy firesahana koa na ady hevitra tao am-piangonana, tsy mba niteny mihitsy I Dada sy Neny.
Elementary words  8  ady, hevitra
Compound words 

Updated on 2024/12/07