|
|
|
|

Entry1  lokanady
Elementary words  2  loka, ady
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Dina na fanekena nifanaovan' ny miaramila hiady na hiantafika fahizay. (Anisan' ny lokanady nalaza fahiny ilay fepetra iray mitaky "ny fandoram-belona izay miamboho lehilahy", izany hoe miverina ilalana mandositra ny fahavalo; azo heverina fa hatramin' izay no nahatonga ny fitenenana hoe "aleo mandroso ho faty toy izay miverin-ko may")

Anagrams  5  lokanady, nadilako

Updated on 2023/08/01