|
|
|
|

Entry1  fakam-panahy
Elementary words  2  faka, fanahy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  Teny ilazana ny fitaomana ataon' ny fanahy ratsy mba hampahalatsaka ny olombelona amin' ny ratsy: Tsy nahatohitra ny fakam-panahy izy ka namilivily ny volam-bahoaka
5  Zavatra mitarika na mitaona mafy ny tena: Fakam-panahy lehibe ho azy io zava-pisotro eo ambony latabatra io [1.1]
Explanations in French  6  tentation [1.5]
Examples  7  Mandositra ny fakampanahy aho! [2.5#]
8  Hahatohitra ny fakampanahy ve hianao rahavako, ka hahandry ny fiverenako? [2.499#]
9  Fa na inona na inona no hevitra momba izany, dia hita mazava fa ao ny fakampanahy mamely antsika [1.38]
10  Voan' ny fakampanahy ny sasany ka nangalatra ny volan' ny namany hividianany mokary [2.356#]
Synonyms  11  fitaoman-dratsy
Analogs  12  fitaoman-dratsy
Article  13  Randzavola: fakampanahy ao amin' ny Baiboly

Anagrams  14  fakam-panahy, hampifanaka

Updated on 2024/03/08