|
|
|
|

Entry (1/7)1  fanasina
Root  2  hasina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina manasina, mamoly, manady [1.1]
Proverbs  5  Proverbs containing the word fanasina

Entry (2/7)6  fanasina
Root  7  hasina
Part of speech  8  adjective
Explanations in Malagasy  9  Azo ahasina [1.1]
Proverbs  10  Proverbs containing the word fanasina

Entry (3/7)11  fanasina
Root  12  hasina
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  Fomba entina manasina, manakivilivily, mandrotsirotsy: Toy izao no fanasina ny zaza voky loatra [1.1]

Entry (4/7)15  fanasina
Root  16  hasina
Part of speech  17  adjective
Explanations in Malagasy  18  Azo akivilivily, azo rotsirotsina [1.1]

Entry (5/7)19  fanasina
Root  20  hasina
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  Fomba entina manasina, manolotra hasina mari-pankatoavana ny maha-mpanjaka mpitondra ny tany sy ny fanjakana: Toy izao no fanasina Andriana [1.1]

Entry (6/7)23  fanasina
Root  24  hasina
Part of speech  25  adjective
Explanations in Malagasy  26  Azo hasinina, mendrika hohasinina: Ny mpanjaka ihany no fanasina [1.1]

Entry (7/7)27  fanasina
Root  28  masina
Part of speech  29  noun
Vocabulary  30  Economy: food
Explanations in Malagasy  31  Sira: Ianareo no fanasin' ny tany, hoy i Kristy tamin' ny mpianony [1.1]
Explanations in English  32  [masina (hasina), saltish.] Salt. [1.2]
33  kitchen salt [1.7]
Explanations in French  34  sel de cuisine [1.8]
Synonyms  35  sira
Article  36  Randzavola: fanasina ao amin' ny Baiboly

Anagrams  37  fanasina, fanisana, fasinana

Updated on 2023/01/20