|
|
|
|

Entry1  ranomasimbe
Elementary words  2  ranomasina, be
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Geography: (in general)
Examples  5  Ny lalana faharoa izay sarotra inoana dia ny lalana mamakivaky miankandrefana ny ranomasimbe indiana, ranobe mangeniheny enina arivo kilaometatra ! [2.508]
6  Niondrana tao Toamasina izahay nentin'ny sambo Leconte de Lisie namakivaky ny ranomasimbe. [2.356]
7  Ka hataonao inona anefa ireo hazandrano ireo, hoy Ikemba, no dia nanaovanao vy very ny ainao teny an-dranomasimbe teny? [2.499]
Synonyms  8  bambandrano, bambandranobe, bambandranomasina

Updated on 2023/11/24