Entry (1/2) | 1 mionona |
Root | 2 onona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitony, mihaketraka, mihalefaka: Nionona ihany ny hatezerany 5 Manaiky ny anjara ka mandefitra izay mihatra: Ry foko ô, mionòna; manaova alahelo hendry / ka ekeo ho fitondrana ny anjara sy ny tendry. (Dox) [1.1] |
Explanations in English |
6 to be appeased, to be assuaged. [1.2] 7 to be consoled, to be comforted [1.7] |
Explanations in French |
8 se consoler, s'apaiser [1.8] |
Examples |
9 fa ny ray aman-drenin'ny adala efa manindry fo tsy ho tia / ary efa mionona an-kibo tsy hanana [2.131] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 14 mionòna |
Root | 15 onona |
Part of speech | 16 imperative of active verb mionona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] |
Explanations in French |
18 [1.3] |
Anagrams | 19 amonony, inonoam, iononam, minonoa, mionòna, mionona |
Updated on 2023/01/20 |