|
|
|
|

Entry (1/2)1  mionona
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mitony, mihaketraka, mihalefaka: Nionona ihany ny hatezerany
Manaiky ny anjara ka mandefitra izay mihatra: Ry foko ô, mionòna; manaova alahelo hendry / ka ekeo ho fitondrana ny anjara sy ny tendry. (Dox)
Explanations in English  4  [1.2] to be appeased, to be assuaged.
5  [1.7] to be consoled, to be comforted
Explanations in French  6  [1.8] se consoler, s'apaiser
Examples  7  [2.131] fa ny ray aman-drenin'ny adala efa manindry fo tsy ho tia / ary efa mionona an-kibo tsy hanana
Root  8  onona
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Entry (2/2)13  mionòna
Part of speech  14  imperative of active verb mionona [Full list]
Explanations in Malagasy  15  [1.1]
Explanations in French  16  [1.3]
Root  17  onona

Anagrams  18  amonony, inonoam, iononam, minonoa, mionòna, mionona

Updated on 2025/04/14