Entry (1/2) | 1 manahana |
Root | 2 ahana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mijanona, miato Mitsatoka mijanona eo ambaravarana: Midira raha hiditra fa aza manahana eo antokonana eo. |
Explanations in English |
5 [1.2] to get in the way of, to obstruct, to hinder. |
Examples |
6 raha tonga aty, tafaverina soa aman-tsara an-tanindrazana ka aza manahana ny velona fa efa nody nanjary Razana ka mba mitahia. [2.245#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 13 manahàna |
Root | 14 ahana |
Part of speech | 15 imperative of active verb manahana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Explanations in French |
17 [1.3] |
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/21 |