|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihantona
Root  2  hantona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mikiraviravy, mikirazorazo: Mihantona ao an-dalantsara ny tehiko fa alaovy
Mijanona tsy misy, mitsahatra: Efa hateloana izay no nihantona ny orana
Miato, mianina: Mihantona ny raharaha
Explanations in English  5  [1.2] to be hung up, to hang up.
6  [1.7] to hang
Explanations in French  7  [1.8] être suspendu
Examples  8  Nony inona, mody namaky gazety sy nizaha sary vitsivitsy nihantona tsy lavitra eo izy. [2.470]
9  Noraisiko ny basy nihantona teny amin' ny rindrina, dia nivoaka ny trano aho, fa tsy namaly. [2.471]
10  Teo an-kavian' ny varavarambeny raha hiditra, sahala amin' ny nihantona ny tanany. [2.472]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 
Proverbs  21  Proverbs containing the word mihantona

Entry (2/2)22  mihantòna
Root  23  hantona
Part of speech  24  imperative of active verb mihantona [Full list]
Explanations in Malagasy  25  [1.1]
Explanations in French  26  [1.3]

Anagrams  27 

Updated on 2025/01/21