Entry (1/2) | 1 mihantona |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mikiraviravy, mikirazorazo: Mihantona ao an-dalantsara ny tehiko fa alaovy Mijanona tsy misy, mitsahatra: Efa hateloana izay no nihantona ny orana Miato, mianina: Mihantona ny raharaha |
Explanations in English |
4 [1.2] to be hung up, to hang up. 5 [1.7] to hang |
Explanations in French |
6 [1.8] être suspendu |
Examples |
7 [2.470] Nony inona, mody namaky gazety sy nizaha sary vitsivitsy nihantona tsy lavitra eo izy. 8 [2.471] Noraisiko ny basy nihantona teny amin' ny rindrina, dia nivoaka ny trano aho, fa tsy namaly. 9 [2.472] Teo an-kavian' ny varavarambeny raha hiditra, sahala amin' ny nihantona ny tanany. |
Root | 10 hantona |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word mihantona |
Entry (2/2) | 22 mihantòna |
Part of speech | 23 imperative of active verb mihantona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
24 [1.1] |
Explanations in French |
25 [1.3] |
Root | 26 hantona |
Anagrams | 27 hanotinam, hantoanim, hiontanam, hotamanin, hotaninam, ihantonam, mahontany, mihantona, mihantòna, niantoham, nitohanam, nohantaim, notanahim, notinaham |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |