Entry (1/2) | 1 mianina |
Root | 2 anina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miato kely, mitsahatra tsy mandroso: Tsy nandeha adiny iray akory izahay dia nianina teo ambody hazo midoroboka iray Mijanona tsy mandeha intsony, tsy avy intsony (orana): Tamin' ny telo maraina vao nianinany orana sy ny rivotra Mifaly, afapo amy...: Tsy tokony hianina amin' ny fahaizana efa azo fa tokony hanitatra ihany 5 [2.285#223] mionona, afa-po amin' izay efa ao |
Explanations in English |
6 [1.2] to cease, to stop, to stop crying, to have one's grief assuaged. |
Examples |
7 Mikarama mofo ny voky, ary mianina kosa ny noana [2.996] 8 Fa izay mahay mianina, manana ny ampy ary manam-be aza. [2.296#137] 9 Injao ny milina tsy mianina, fa misamonimonina ao an-efitra. [2.499#68] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 14 mianìna |
Root | 15 anina |
Part of speech | 16 imperative of active verb mianina [Full list] |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] |
Explanations in French |
18 [1.3] |
Anagrams | 19 amaniny, animany, animina, aniniam, ianinam, mainina, mañaiñy, maninia, mianìna, mianina, niainam |
Updated on 2023/01/20 |