Entry | mitsatoka (tsatoka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Milentika, miraikitra tsy ho afa-mihetsika: Mitsatoka tsara ve io andry io Mijoro tsy mihetsika na mijaridina: Nitsatoka teo anoloako Rakoto ka taitra aho Mijanona ela, miandry: Efa adiny iray aho izao no nitsatoka foana teto niandry azy Mijanona ela tsy mitera-boka-tsoa: Nitsatoka tamin' ny soavaly, hono, ny volan-dry Dadabe taloha [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Anagrams | mitsatoka, mitsotaka |
Updated on 2023/01/20 |