|
|
|
|

Entry (1/5)1  tsatoka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fijoroana tsy mihetsika; fampijoroana sy fandentehana zavatra tsy hihetsiketsika. [1.1]
Explanations in French  4  fixité, immobilité, stabilité [1.3#755]
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/5)12  tsatoka
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  Tsato-kazo lehibe marani-doha atao hanohana tsato-kazo kely madinika mba hisakanana ny rano na hiarovana ny fefiloha tsy ho vaky 15  Fanekena handoa vola amboniny raha tsy voaloa amin' ny fotoanany ny vola tsy maintsy haloa, na koa vola omena hatao antoka amin' ny vola tokony haloa, ka very maina io raha diso ny paik' andro tokony handoavana ilay vola. [1.1]
Examples  16  Mitazona ny bainga tsy ho lasan' ny rano ny rantsan-kazo sy ny tsatoka. [2.445#51]
Compound words 
Article  18  Randzavola: tsatoka ao amin' ny Baiboly

Entry (3/5)19  tsaka
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21  Vala kely hazo, misy varavarana mihantona mora milatsaka raha vao voatohina, ataon' ny olona ho famandriham-biby, toy ny lambo [1.1]

Entry (4/5)22  tsatoka
Part of speech  23  adjective
Explanations in Malagasy  24  antonona [Tanosy] [1.78]

Anagrams  25  tsatoka, tsatòka, tsotaka, tsatoka, tsatòka, tsotaka

Updated on 2023/07/23