Entry | tsatohana (tsatoka) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Asiana (zavatra) mijoro tsy mihetsika, lentehana, joroana: Notsatohana hazo lava iray teo afovoan' ny tokotany Asiana, anaovana (teny) hantitra sy maharary: Notsatohako teny kely ny anao lahy ka niondrika tsy nahateny [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | tsatohana, tsotahana |
Updated on 2023/01/20 |