|
|
|
|

Entry1  fitsatohana
Root  2  tsatoka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fidirana sady filentehana ao anaty zavatra: Ny fitsatohan' ny antsy eo amin' ny tendan' ny omby
Filentehana miraikitra tsy afa-mihetsika: Ny tsy fitsatohan' itỳ andry itỳ tsara no mampihozongozona azy
Fijoroana tsy mihetsika na fijaridinana, fijanonana ela miandry: Sorena aoka izany aho tom in' ny fitsatohako teo amoron-dalana adiny iray maninjitra niandry anao

Anagrams  5  fitsatohana, fitsotahana

Updated on 2025/01/21