Entry (1/5) | 1 manangana |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manarina zavatra amin' ny haavony: Manangana seza miongana Mampijoro, manorina: Manangan-trano Mametraka zavatra amin' ny toerana avo mba hahitana azy tsara: Manangan-tsaina Milaza zaza eo anatrehan' ny fanjakana ho toy ny zanaka mahazo mandova: Manangana ny zanak' anabaviny izy fa tsy niteraka |
Root | 4 tsangana |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/5) | 15 manangana |
Part of speech | 16 active verb |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] Mahazo indray, mahatafajoro indray: Lany efatra hetsy aho nanao ity trano nazeran' ny rivo-doza ity; asa na rahoviana aho no hanangana ny vola laniko teto. |
Explanations in French |
18 [1.3] se dédommager, rentrer dans ses fonds: Tsy mbola nanangana ny fatiantoka aho (Je ne me suis pas encore dédommagé de mes pertes) |
Root | 19 angana |
Compound words |
|
Entry (3/5) | 24 manangana |
Part of speech | 25 active verb |
Explanations in English |
26 [1.2] [Provincial]
to lift up the head |
Root | 27 angana |
Compound words |
|
Entry (4/5) | 30 manangana |
Part of speech | 31 active verb |
Explanations in Malagasy |
32 [1.78] [Sihanaka]
mijanona |
Entry (5/5) | 33 manangàna |
Part of speech | 34 imperative of active verb manangana [Full list] |
Root | 35 tsangana |
Anagrams | 36 anamangan, ananganam, manangàna, manangana, manganana, namangana, nanamanga |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |