Entry |
fanorenana
(orina)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fananganana, fampijoroana, fanatsatohana: Fanorenana trano fitsaboana [1.1]
|
| Fanamboarana, fananganana [1.13]
|
Explanations in English | A foundation. See fanambaniny (ambany). [1.2]
|
| The act of founding; a foundation [1.7]
|
Explanations in French | Action de fonder; fondation [1.8]
|
| Construction [1.13]
|
Examples |
1 | ny tahotra an-dRakelimalaza no isan' ny fanorenana ny fahefam-panjakana.
[2.508]
|
2 | Rehefa vita ny lafiny telo amin' ny fanorenana ny Fehifehy: Tatao sy Jiro;
[2.245]
|
|
Compound words |
|
Article |
|