Entry | 1 fanorenana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fananganana, fampijoroana, fanatsatohana: Fanorenana trano fitsaboana 4 [1.13] fanamboarana, fananganana |
Explanations in English |
5 [1.2] a foundation. See fanambaniny (ambany). 6 [1.7] the act of founding; a foundation |
Explanations in French |
7 [1.8] action de fonder; fondation 8 [1.13] construction |
Examples |
9 [2.508] ny tahotra an-dRakelimalaza no isan' ny fanorenana ny fahefam-panjakana. 10 [2.245] Rehefa vita ny lafiny telo amin' ny fanorenana ny Fehifehy: Tatao sy Jiro; |
Root | 11 orina |
Compound words |
|
Article |
15 Randzavola: fanorenana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 16 faneronana, fanonerana, fanorenana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |