Entry | 1 orinasa |
Elementary words | 2 orina, asa |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Economy: (in general) |
Explanations in Malagasy |
5 fanjarian'asa [1.13] |
Explanations in French |
6 usine, entreprise [1.13] |
Examples |
7 Ireo entana vitan'ny orinasa eto an-toerana no naseho tao. [2.442#] 8 Raha vao mihoatra ny olan' ny orinasa izy dia tondroina ho manao politika. [1.369#] 9 Orinasa lehibe iray vao niforona no nandray azy, tantsora-tale no toerany tao. [2.4#] 10 Misy takalony hatrany ny fanampiam-bola tsy toko tsy forohana omen' ny orinasa; [4.27#] |
Compound words |
|
Anagrams | 12 anisaro, orinasa, rosiana |
Updated on 2023/11/28 |