Entry (1/3) | 1 orina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanatsatohana; fananganana trano, vohitra, taozavatra samihafa; fametahana zavatra ho mafy; fiandoham-pikarakarana amin' izay atao |
Explanations in English |
4 [1.2] |
Explanations in French |
5 [1.3] action de planter, de fixer dans la terre, de bâtir, de construire, de se fixer en un endroit |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 15 orina |
Part of speech | 16 passive verb |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] Enti-milaza faritra iray amin' ny tena, na ny tena manontolo mihitsy, izay safoina sady tsindriana amin' ny tanana ampandehandehanina mba hampahalefadefaka ny hozatra |
Explanations in English |
18 [1.7] to be massaged, to be rubbed |
Explanations in French |
19 [1.3] qu'on frictionne, qu'on masse, qu'on fait passer et repasser entre les mains 20 [1.8] qu'on masse, qu'on frictionne |
Root | 21 otra |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 26 orina |
Part of speech | 27 adjective |
Explanations in Malagasy |
28 [1.1] Atao izay hampahantra azy; botrina |
Explanations in French |
29 [1.3] qu'on appauvrit, qu'on rend malheureux |
Root | 30 ory |
Anagrams | 31 anori, anory, aorin, arony, ioran, irona, nairo, naori, naory, naroi, niaro, niora, niroa, orina, ranoi, ranoy, riano, riona, roina, roiƱa |
Updated on 2025/04/12 |
![]() |