Entry | 1 mihinjitra |
Root | 2 hinjitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Henjana miridiridy: MihinjitraerĂ˝ ilay mpitaingin-tsoavaly 5 Mampiampatra miridiridy ny tongotra aman-tanana: Aza mihinjitra mafy loatra sao mivongonkozatra eo [1.1] |
Explanations in English |
6 to be stiff; to be stretched out [1.7] |
Explanations in French |
7 être raide; être étendu comme le bras [1.8] |
Morphology |
|
Analogs | 12 henjana, mihinjihinjy, miridiridy |
Updated on 2023/01/20 |