Entry | 1 atsangana |
Root | 2 tsangana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Arenina amin' ny haavony, tsy avela handry: Atsangano io barika io Aseho ka apetaka eny amin' ny arabe sy ny trano: Tsy maintsy atsangana ny saina rehefa tonga ny fetimpirenena Aorina, ajoro: Antoko natsangan-dRavoahangy sy Raseta ary Rabemananjara ny M.D.R.M |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word atsangana |
Updated on 2024/12/11 |