|
|
|
|

Entry1  tsangan-kevitra
Elementary words  2  tsangana, hevitra
Part of speech  3  locution
Vocabulary  4  Philosophy
Explanations in Malagasy  5  ny fototra ijoroan' ny hevitra tanana [1.1]
6  foto-kevitra ijoroan'ny olona iray ary voavelabelatra amin'ny fomba maro [1.13]
Explanations in French  7  idéologie [1.5#144]
8  doctrine [1.13]
Examples  9  Azon' i Galliéni notanterahina anefa va izany tsangan-kevitra izany? [2.285#123]

Updated on 2023/03/09