|
|
|
|

Entry1  rano an-tami-bato
Elementary words  2  rano, tamika, vato
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] rano mitsika mivoaka amin' ny vatolampy ka raha jerena toa betsaka aoka izany, nefa raha raofina, tsy ahazoana firy

Updated on 2024/12/07