Entry | kotsovato | |
Elementary words | kotso ; vato | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Sakalava] Karazana kotso saingy matromatroka manopy manja ny volony ary kelikely ny lavany: izany no nanaovana azy hoe "vato" (tsy mitombo); halavany 22 sm (Paretroplus kieneri) [1.1] | |
Scientific name | Paretroplus kieneri | |
Vocabulary | Zoology: fishes | |
Analogs | kotso | |
Anagrams | kotsovato, tovotsako |
Updated on 2023/02/21 |