|
|
|
|

Entry1  vato tsindry hahazana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  ilazana ny vato ataingina eo amin' ny sisin' ny tsihy anahazam-bary mba tsy hikopahan' ny tsihy rehefa tsofin' ny rivotra, ka esorina rehefa mena ny vary 4  mitovy hevitra: zavatra na olona akipaka rehefa tsy misy ilana azy intsony [1.1]
Elementary words  5  vato, tsindry hahazana

Updated on 2023/11/20