|
|
|
|

Entry1  vatorano
Elementary words  2  vato, rano
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Karazana vatomainty izay mainty dia mainty ary mafy izaitsizy, ela vao mafana raha hafanaina, ka raha mandalo eo aminy ny entona tonga rano
5  [1.13] vato vandana mainty
Explanations in French  6  [1.13] granit
Vocabulary  7  Geology
Synonyms  8  granita, vatomainty

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/21