|
|
|
|

Entry1  granita
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Geology
Explanations in Malagasy  4  Vato vandana mainty [1.13]
Explanations in French  5  Granit [1.13]
Examples  6  Ny fanambanin' ny havoana dia vatolampy granita vaky. [2.649#]
7  kraomita any Andriamena, manjarano any amin' ny morontsiraka Atsinanana sy manodidina an' i Moramanga, marbra sy granita any Ambatofinandrahana, tsy tenenina ny toerana fitrandraham-bato maro manakaiky ny renivohitra amina fepetra heverin' ny maro fa mampisalasala. [4.27#]
Synonyms  8  vatomainty#mg.n, vatorano#mg.n

Anagrams  9  angitra, granita

Updated on 2023/04/02