Entry | 1 vatofantsika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fonjam-by alentika any anaty ranomasina mba hitana ny sambo tsy handeha |
Explanations in English |
4 [1.2] (vato fantsika) an anchor, lit. a fixing stone, probably so called because a stone was the primitive form of anchor also one who cannot leave his position or business. 5 [1.7] an anchor |
Explanations in French |
6 [1.8] ancre |
Examples |
7 [2.356#] Voankazo tsy fahita io ka samy faly erĂ½ ny mpandeha nihinana azy raha vantany vao tafakatra ny vatofantsika. |
Vocabulary |
8 Navigation |
Elementary words | 9 vato, fantsika |
Other spellings | 10 vatofantsika |
Synonyms | 11 andrisa |
Article |
12 Randzavola: vatofantsika ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |