Entry | 1 vatoasana |
Elementary words | 2 vato, asa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 vato fanasana harena na fanakosehana ody [Sihanaka]
[1.78] 5 fandranitana antsy na fiasana, vato fandrangitana antsy na fiasana [Tanala] [1.78] 6 Karazam-batovary malemy volo atao fandranitana fiasana, toy ny antsy, hety 7 Karazam-bato mandray roa fa sady misy ny fotopototry ny vatofalia na vatoafo no misy sokay koa, ampiasaina indrindra hatao fanasana antsy [1.1] 8 vato fanasana fitaovam-piasana [1.13] |
Explanations in English |
9 a stone used for grinding knives, etc., a grindstone. [1.2] |
Explanations in French |
10 meule [1.13] |
Examples |
11 ny feny an-ila vatoasana. [2.69#] |
Synonyms | 12 vatovary |
Updated on 2023/04/20 |