|
|
|
|

Entry1  vatomizana
Elementary words  2  vato, mizana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fonjana metaly ampiasaina amin' ny fandanjana zavatra amin' ny mizana; manana endrika efa raikitra ny vatomizana ary misy tarehimarika milaza ny lanjany avy: 1 kilao, 2 kilao, 5 kilao, sns
Explanations in English  5  [1.7][vato mizana] a weight used on a scale
Explanations in French  6  [1.8][vato mizana] poids de balance
7  [1.13][vato mizana] masse marquée
Examples  8  Nifanaraka ny roa tonta fa hampiasa famarana sy fandrefesana ary vatomizana mitovy Imerina sy Lalangina mba hampitovy sy hahamarina tsara ka hampandroso ny varotra nifanaovany [2.508#]
Proverbs  9  Proverbs containing the word vatomizana
Article  10  Randzavola: vatomizana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/07