|
|
|
|

Index

Proverbs : vatomizana

Proverb 1Nahoana aho no teren-doza roa hoatry ny venty latsaka erany? ny vato mizana hanindry, ny akotry hanindry. [2.415 #2636]
Nahoana aho no teren-doza roa ohatra ny venty latsaka erany : ny vato-mizana hanindry, ny akotry hanindry ? [2.653]
Nahoana re no teren-doza roa ohatra ny venty latsaka erany : ny vato mizana hanindry, ny akotry hanindry? [2.558]
French translationPourquoi suis-je accablé par deux malheurs, comme une pièce de quatre-vingts centimes moins la soixante-douzième partie de la piastre? j' ai à porter le poids de la balance et celui des grains de riz. [2.415 #2636]
French interpretationSe disait d' un double malheur. [2.415 #2636]

Index