Entry | riam-bato | |
Elementary words | riana ; vato | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny rano mivarina amin' ny haram-bato [1.1] | |
Examples | Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany.
[2.499] | |
Anagrams | itambaro, riam-bato |
Updated on 2023/08/02 |