|
|
|
|

Entry1  riana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Rano mianjera avy amin' ny toerana ambony, izay matetika avy amin' ny fahatapahan' ny lalan' ny renirano, ka tsy misononoka intsony fa midina tampoka manaraka laha-bato mikitoantoana; noho ny rano mianjera mafy, dia misy roatrany be ary mitalakotrokotroka ny riana sasany.
Explanations in English  4  [1.7] rapids, a waterfall
Explanations in French  5  [1.8] rapide, cascade
Examples  6  Ndeha hitsinjo riana eo izy. [2.245]
7  Mandre reoreo lava, toy ny saobakaka ambody riana. [2.69]
8  Tiany ny fofon-tendrombohitra voatantavan' ny fangarangaran' ny riana. [2.529]
Vocabulary  9  Geography: (in general)
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  40  Proverbs containing the word riana
Illustrations 
41  42  43 
44  45  46 
47  48  49 

Anagrams  50 

Updated on 2025/01/21