Entry (1/3) | 1 riandriana |
Root | 2 riana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 [1.3] duplicatif |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 6 riandriana |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Vy bontolo, fisapisaka ny tampony, ametrahana ny zavatra hotefena izay kapohina amin' ny maritoa eo amboniny |
Explanations in English |
9 [1.2, 1.7] an anvil |
Explanations in French |
10 [1.3#531, 1.8] enclume |
Examples |
11 fotsy ny any, fotsy ny aty—dia ny fampohaza sy ny riandriana izay hivelezana ny gadra hamatorana anao. [2.293] |
Vocabulary |
12 Tools |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word riandriana |
Entry (3/3) | 14 riandriana |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in French |
16 [1.3#531] arbuste 17 [1.196] (peut être de riana : cascade, rapide des cours d'eau). Nom d'un arbuste d'après Malzac. [Bezanozano] |
Vocabulary |
18 Botany: tree |
Anagrams | 19 andrariany, andriarany, arindranay, nandrairay, nandriaria, riandriana |
Updated on 2023/01/20 |