Entry | 1 rian-drano |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in French |
3 [1.5#242] l'eau des cascades |
Examples |
4 [2.499#] Vahiny mandalo ihany, ka tsy afaka hitety an' i Kianjasoa mifono vondron' ala kininina, tsy tonga eny Vatosola hanasa lamba amin' ny riandrano kely madio mangarangarana |
Elementary words | 5 riana, rano |
Compound words |
|
Anagrams | 7 androrany, Arindrano, arindrano, irandrano, rian-drano |
Updated on 2025/04/12 |
![]() |