|
|
|
|

Entry1  saobakaka ambody riana
Elementary words  2  saobakaka, ambody, riana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  fitenenana ilazana ny olona tsy milamintsaina fa voakorontana sy mitebiteby lava toy ny saobakaka voakotaban' ny fivarinan' ny rano mianjera ao amin' ny riana eo akaikiny [1.1]

Updated on 2023/04/16