Entry | 1 saobakaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Biby mitovitovy amin' ny sahona saingy izy lehibe, ary ny hodiny mivotrovotro; fatra-pisambotra bibikely hohaniny ny saobakaka ka noho izany heverina ho biby mahasoa |
Explanations in English |
4 [1.7] a large frog, sometimes called a toad |
Explanations in French |
5 [1.8] grosse grenouille, parfois appelé crapaud |
Vocabulary |
6 Zoology: reptiles, amphibians |
Synonyms | 7 sabakaka |
Compound words |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word saobakaka |
Updated on 2020/07/31 |